|
|
|
|

Teny iditra1  fanjakana baranahiny
Sokajin-teny  2  kambanteny
Voambolana  3  Pôlitika
Fanazavàna teny malagasy  4  fanjakana entina mpitondra tsy miraharaha na inona na inona, tsy miahy ny vahoakany [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5  [baranahiny, without order.] A state of lawlessness. [1.2]
Tovy hevitra  6  fanjakan' i baroa, fanjakana raban-tsahona
Singan-teny  7  fanjakana, baranahiny

Nohavaozina tamin' ny 2023/04/16